Ezekiela 33:17 MG1865

17 Kanefa, hoy ny zanaky ny firenenao: Tsy marina ny fitondran'ny Tompo; nefa ny fitondran'ny tenany no tsy marina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 33

Jereo Ezekiela 33:17 amin'ny teny manodidina.