Ezekiela 34:13 MG1865

13 Ary ho entiko mivoaka avy any amin'ny firenena izy ka hangoniko avy any amin'ny tany samy hafa, dia ho entiko ho any amin'ny taniny sy handrasako eny an-tendrombohitry ny Isiraely sy eny an-dohasahan-driaka izy ary eny amin'izay tsara honenana rehetra eran'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:13 amin'ny teny manodidina.