16 Ny very hotadiaviko, ny voaroaka hampodiko, ny folaka hohamarako, ny malemy hohatanjahiko; fa ny matavy sy ny matanjaka kosa dia haringako ka handrasako amin'ny fitsarana.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34
Jereo Ezekiela 34:16 amin'ny teny manodidina.