17 Ary ny aminareo, ry ondriko, izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hotsaraiko ny adin'ny ondry aman'osy, dia ny ady ataon'ny ondrilahy sy ny osilahy namany aminy.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34
Jereo Ezekiela 34:17 amin'ny teny manodidina.