Ezekiela 34:18 MG1865

18 Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nandanianareo ny ahitra tsara, no dia nohosihosen'ny tongotrareo ny ahitrareo sisa, ary ny efa nisotroanareo ny rano madio, no dia nolotoin'ny tongotrareo ny sisa?

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 34

Jereo Ezekiela 34:18 amin'ny teny manodidina.