Ezekiela 36:30 MG1865

30 ary hataoko vokatra koa ny voankazo sy ny vokatry ny saha, mba tsy ho voalatsan'ny jentilisa amin'ny mosary intsony ianareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:30 amin'ny teny manodidina.