Ezekiela 36:31 MG1865

31 Dia hotsarovanareo ny lalan-dratsinareo sy ny fanao tsy metinareo, ka dia haharikoriko anareo ny tenanareo noho ny fahadisoanareo sy ny fahavetavetanareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 36

Jereo Ezekiela 36:31 amin'ny teny manodidina.