Ezekiela 37:21 MG1865

21 Dia lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho haka ny zanak'Isiraely avy any amin'ny jentilisa izay nalehany, eny, hangoniko avy any amin'ny manodidina any izy ka ho entiko ho any amin'ny taniny:

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:21 amin'ny teny manodidina.