Ezekiela 37:22 MG1865

22 ary hataoko ho firenena iray any amin'ny tany izy, dia any an-tendrombohitry ny Isiraely, ary mpanjaka iray ihany no ho mpanjakan'izy rehetra, ka tsy ho firenena roa intsony izy ary tsy hisaraka ho fanjakana roa intsony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:22 amin'ny teny manodidina.