Ezekiela 37:23 MG1865

23 Ary tsy handoto tena amin'ny sampiny, na amin'ny fahavetavetany, na amin'ny fahadisoany intsony izy; fa hovonjeko ho afaka amin'ny fonenany rehetra izay nanotany izy, ary hodioviko izy, ka dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 37

Jereo Ezekiela 37:23 amin'ny teny manodidina.