Ezekiela 38:15 MG1865

15 Ary ho tonga avy any amin'ny fonenanao avy any amin'ny farany avaratra ianao mbamin'ny firenena maro miaraka aminao, izay samy mitaingin-tsoavaly, dia olona maro be sy miaramila betsaka;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:15 amin'ny teny manodidina.