Ezekiela 38:16 MG1865

16 ary hiakatra hamely ny Isiraely oloko tahaka ny fiakatry ny rahona hanarona ny tany ianao; any am-parany no ho tonga izany; ary ho entiko hamely ny taniko ianao, mba hahafantaran'ny firenena Ahy, rehefa miseho ho masina eo anatrehany Aho amin'ny ataoko aminao, ry Goga.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 38

Jereo Ezekiela 38:16 amin'ny teny manodidina.