Ezekiela 39:13 MG1865

13 Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy izany amin'ny andro hampisehoako ny voninahitro, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:13 amin'ny teny manodidina.