Ezekiela 39:14 MG1865

14 Ary izy hanavaka sy hanendry olona ho mpitety ny tany sy izay hiaraka amin'ny mpitety koa handevina ny mbola sisa eny ambonin'ny tany, hanadiovana azy; rehefa afaka fito volana, dia vao hikatsaka izy;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:14 amin'ny teny manodidina.