Ezekiela 39:15 MG1865

15 ary raha mandeha mitety ny tany ireo mpitety ka mahita taolan'olona, dia hanorina marika eo anilany izy, mandra-pandevin'ny mpandevina azy ao amin'ny Lohasahan'ireo maro ben'i Goga.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:15 amin'ny teny manodidina.