Ezekiela 39:23 MG1865

23 Ary ho fantatry ny jentilisa fa ny heloky ny taranak'Isiraely no nahababo azy; fa satria nivadika tamiko izy, dia izany no nanafenako ny tavako taminy sy nanolorako azy ho eo an-tànan'ny fahavalony, ka dia lavon-tsabatra izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:23 amin'ny teny manodidina.