Ezekiela 39:24 MG1865

24 Araka ny fahalotoany sy ny fahadisoany no navaliko azy sy nanafenako ny tavako taminy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:24 amin'ny teny manodidina.