Ezekiela 39:27 MG1865

27 rehefa ampodiko avy any amin'ny firenena izy ary angoniko avy any amin'ny tanin'ny fahavalony; ary hiseho ho masina eo imason'ny jentilisa Aho amin'ny ataoko amin'ireny;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:27 amin'ny teny manodidina.