Ezekiela 39:26 MG1865

26 Dia mba hahatsiaro ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nandisoany tamiko izy, rehefa mandry fahizay ao amin'ny taniny, ka tsy misy manaitaitra azy,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 39

Jereo Ezekiela 39:26 amin'ny teny manodidina.