Ezekiela 40:15 MG1865

15 Ary hatreo anoloan'ny vavahady fidirana ka hatreo anoloan'ny lavarangan'ny vavahady anatiny dia dimam-polo hakiho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:15 amin'ny teny manodidina.