Ezekiela 40:16 MG1865

16 Ary nisy varavarankely makarakara tsy mivoha manodidina, na ao amin'ny trano fiambenana, na amin'ny tongo-bato ao anatin'ny vavahady; ary toy izany koa amin'ny tohany; ary ny ao anatiny dia nisy varavarankely manodidina; ary teo amin'ny tongo-bato rehetra dia samy nisy sarin'ny hazo rofia avokoa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:16 amin'ny teny manodidina.