Ezekiela 40:17 MG1865

17 Dia nentiny ho any amin'ny kianja ivelany aho, ary, indro, nisy efi-trano madinika sy lampivato teny amin'ny kianja manodidina: nisy efi-trano telo-polo teny amin'ny lampivato.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:17 amin'ny teny manodidina.