Ezekiela 40:27 MG1865

27 Ary nisy vavahady fidirana amin'ny kianja anatiny teo atsimo, dia norefesiny teo atsimo hatramin'ny vavahady anankiray ka hatramin'ny anankiray, ka zato hakiho koa.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:27 amin'ny teny manodidina.