Ezekiela 40:37 MG1865

37 Ary nanatrika ny kianja ivelany ny tongo-batony; nisy sarin'ny hazo rofia teo amin'ny tongo-batony andaniny roa; ary ambaratonga valo no fiakarana ao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 40

Jereo Ezekiela 40:37 amin'ny teny manodidina.