Ezekiela 41:1 MG1865

1 Ary nentiny ho ao amin'ny ati-trano lehibe aho, dia norefesiny ny tongo-bato, ka enina hakiho ny sakany tamin'ny lafiny iray, ary enina hakiho koa ny sakany tamin'ny lafiny iray; sakan'ny trano-lay izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:1 amin'ny teny manodidina.