Ezekiela 41:2 MG1865

2 Ary ny sakan'ny varavarana dia folo hakiho; ary ny teo an-danin'ny varavarana dia dimy hakiho avy; ary norefesiny ny lavany, ka efa-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:2 amin'ny teny manodidina.