Ezekiela 41:3 MG1865

3 Dia nandroso ho ao anatiny indrindra izy ary, norefesiny ny tongo-bato eo an-danin'ny varavarana, ka roa hakiho, ary ny varavarana enina hakiho, ary ny sakan'ny varavarana fito hakiho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:3 amin'ny teny manodidina.