Ezekiela 41:12 MG1865

12 Ary ny trano izay teo anoloan'ilay kianja voatokana tamin'ny lafiny andrefana, dia dia fito-polo hakiho ny sakany; ary ny rindrin'ny trano, dia dimy hakiho ny hatevin'ny manodidina, ary sivi-folo hakiho ny lavany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:12 amin'ny teny manodidina.