Ezekiela 41:13 MG1865

13 Dia nandrefy ny trano izy, ka zato hakiho ny lavany, ary ny kianja voatokana sy ny trano ary ny rindrina, dia zato hakiho ny lavany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:13 amin'ny teny manodidina.