Ezekiela 41:5 MG1865

5 Ary samy norefesiny manodidina, ka ny hatevin'ny rindrin'ny trano dia enina hakiho, ary ny sakan'ny paosin-trano dia efatra hakiho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:5 amin'ny teny manodidina.