Ezekiela 41:6 MG1865

6 Ary ireo paosin-trano ireo dia nifanongoa telo sady telo-polo milahatra; ary niankina tamin'ny rindrin-trano izay ho an'ny paosin-trano manodidina izy mba hitsatohany, fa tsy hitsatoka amin'ny rindrin'ny trano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:6 amin'ny teny manodidina.