Ezekiela 41:7 MG1865

7 Ary ny sakan'ireo efi-trano ireo dia nihamalalaka manodidina isaky ny mifanongoa, fa niampy isaky ny mifanongoa izy, ka dia nihamalalaka araka ny fisandrany; ary ny tombon'ny ambony amin'ny an-tenatenany dia tahaka ny tombon'ny an-tenatenany amin'ny ambany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 41

Jereo Ezekiela 41:7 amin'ny teny manodidina.