Ezekiela 42:14 MG1865

14 Raha miditra ao ny mpisorona, dia tsy hiala amin'ny fitoerana masina ho any amin'ny kianja ivelany izy, fa ao no hamelany ny fitafiana masina izay nentiny nanao fanompoam-pivavahana, satria masina ireo; ary hitafy fitafiana hafa izy vao manatona ny olona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:14 amin'ny teny manodidina.