Ezekiela 42:15 MG1865

15 Ary nony vita ny nandrefesany ny trano anatiny, dia nentiny nivoaka nankany amin'ny vavahady izay manatrika ny atsinanana aho, ka norefesiny ny manodidina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:15 amin'ny teny manodidina.