Ezekiela 42:4 MG1865

4 Ary teo anoloan'ny efi-trano dia nisy lalana, folo hakiho ny sakany, mankao anatiny, ary lalana iray hakiho izany; ary nanatrika ny avaratra ny varavarany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:4 amin'ny teny manodidina.