Ezekiela 42:3 MG1865

3 Tandrifin'ny roa-polo hakiho amin'ny kianja anatiny sady tandrifin'ny lampivato amin'ny kianja ivelany dia nisy lalan-tsarany nifanandrify teo amin'ny trano fahatelo ambony indrindra.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 42

Jereo Ezekiela 42:3 amin'ny teny manodidina.