Ezekiela 43:10 MG1865

10 Hianao, ry zanak'olona, asehoy amin'ny taranak'Isiraely ny trano mba hahamenatra azy ny amin'ny helony, ka dia horefesiny ny mari-trano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:10 amin'ny teny manodidina.