Ezekiela 43:9 MG1865

9 Fa amin'izao kosa dia aoka hariany lavitra Ahy ny fijangajangany sy ny sampin' ny mpanjakany, ka dia honina ao aminy mandrakizay Aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:9 amin'ny teny manodidina.