Ezekiela 43:12 MG1865

12 Izao no lalàna amin'ny trano: Ho masina dia ho masina avokoa izay rehetra voafaritra ho azy eo an-tampon'ny tendrombohitra. Eny, izany no lalana amin'ny trano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:12 amin'ny teny manodidina.