Ezekiela 43:13 MG1865

13 Ary izao no mariky ny alitara araka ny hakiho, nefa isaky ny hakiho iray dia mihoatra vodivoam-pelatanana noho ny fanao: Ny fara-vodiny dia iray hakiho, ary iray hakiho koa ny sakany, ary ny koronosiny manodidina dia irain-jehy; ireo no fiorenan'ny alitara.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:13 amin'ny teny manodidina.