Ezekiela 43:14 MG1865

14 Ary hatramin'ny fara-vodiny eo amin'ny tany ka hatramin'ny rindriny ambany dia roa hakiho, ary ny sakany dia iray hakiho; ary hatramin'ny rindriny iva ka hatramin'ny rindriny avo dia efatra hakiho; ary ny sakany dia iray hakiho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:14 amin'ny teny manodidina.