Ezekiela 43:19 MG1865

19 Ny Levita mpisorona, taranak'i zadoka, izay manatona Ahy hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy, dia homenao vantotr'ombilahy iray hatao fanatitra noho ny ota, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:19 amin'ny teny manodidina.