Ezekiela 43:20 MG1865

20 Dia hangalanao ny ràny ka hatentinao amin'ny tandrony efatra sy amin'ny zorony efatra amin'ny rindriny ary amin'ny koronosiny manodidina; izany no hanadiovanao azy sy hanaovanao fanavotana ho azy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:20 amin'ny teny manodidina.