Ezekiela 43:21 MG1865

21 Halainao koa ny vantotr'ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana ao amin'ny fitoerana voatendry ao amin'ny trano ivelan'ny fitoerana masina.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:21 amin'ny teny manodidina.