Ezekiela 43:22 MG1865

22 Ary amin'ny andro faharoa no hanateranao osilahy tsy misy kilema hatao fanatitra noho ny ota; ary hodioviny ny alitara tahaka ny nanadiovany azy tamin'ny vantotr'ombilahy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:22 amin'ny teny manodidina.