Ezekiela 43:2 MG1865

2 Ary, indro, tamy ny voninahitr'Andriamanitry ny Isiraely avy tany atsinanana; ary ny feony dia tahaka ny firohondrohon'ny rano be; ary ny tany dia namirapiratra azon'ny voninahiny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:2 amin'ny teny manodidina.