Ezekiela 43:3 MG1865

3 Ary ny tarehin'ny zavatra hitako dia tahaka ny an'ilay efa hitako, fony aho tonga handrava ny tanàna; ary nisy tahaka ny tarehin'ilay efa hitako teo amoron'ny ony Kebara ihany; ka dia nikarapoka nihohoka aho.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:3 amin'ny teny manodidina.