Ezekiela 43:5 MG1865

5 Dia nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy niditra ho ao amin'ny kianja anatiny; ary, indro, feno ny voninahitr'i Jehovah ny trano.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 43

Jereo Ezekiela 43:5 amin'ny teny manodidina.