Ezekiela 44:23 MG1865

23 Ary hampianatra ny oloko ny tsi-fitovian'ny masina sy ny tsy masina izy ary hampahafantatra azy ny tsi-fitovian'ny tsy madio sy ny madio.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:23 amin'ny teny manodidina.