Ezekiela 44:24 MG1865

24 Ary raha misy mifanditra, dia ireo no hitsangana hitsara, ka araka ny fitsipiko no hitsarany azy; ary ny lalàko sy ny didiko dia hotandremany amin'ny fotoam-pivavahana rehetra voatendriko, ary ny Sabatako dia hohamasininy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 44

Jereo Ezekiela 44:24 amin'ny teny manodidina.